53 Koa ho latsaka an-katerena ianao sady ho tra-pahoriana, noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ka hohaninao ny aloaky ny kibonao, dia ny nofon’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.
9 Hampihinaniko ny nofon’ny zanany lahy sy ny zanany vavy izy ireo, ary samy hihinana ny nofon’ny mpiara-belona aminy, satria ho latsaka an-katerena sady ho tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalony sy ireo mifofo ny ainy.”’+
10 “‘“Koa hisy ray hihinan-janaka, eo aminao.+ Ary hisy koa zanaka hihinana ny rainy. Hampihatra didim-pitsarana aminao aho ary haeliko any amin’ny vazan-tany efatra* ny sisa rehetra eo aminao.”’+