FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia vonoy ilay ondry, ary makà amin’ny rany ka ataovy eo amin’i Arona sy ny zanany izany, dia eo amin’ny ravintsofiny ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana.+ Ary afafazo eo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra.

  • Levitikosy 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Ary hakan’ny mpisorona ny ran’ilay fanatitra noho ny heloka, ka hataony eo amin’ny ravintsofina ankavanan’ilay midio, sy eo amin’ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana.+

  • Lioka 24:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary hoy izy: “Izao no teny nolazaiko taminareo fony aho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany+ ary ny Salamo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara