Eksodosy 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Aorian’izay, dia alaivo ilay ondrilahy anankiray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany.+ Levitikosy 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana,+ ny fanatitra varimbazaha,+ ny fanatitra noho ny ota,+ ny fanatitra noho ny heloka,+ ny sorona atao mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany,+ ary ny sorona iombonana.+
19 “Aorian’izay, dia alaivo ilay ondrilahy anankiray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany.+
37 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana,+ ny fanatitra varimbazaha,+ ny fanatitra noho ny ota,+ ny fanatitra noho ny heloka,+ ny sorona atao mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany,+ ary ny sorona iombonana.+