13 Hosasany amin’ny rano ny tsinainy+ sy ny ranjony.+ Ary hatolotry ny mpisorona ilay biby manontolo, ka hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+ Fanatitra dorana izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah.