Eksodosy 29:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary raha misy ambiny tavela mandra-maraina ny mofo sy ny henan’ilay ondrilahy natao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany, dia dory.+ Tsy tokony hohanina izany satria zava-masina.
34 Ary raha misy ambiny tavela mandra-maraina ny mofo sy ny henan’ilay ondrilahy natao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany, dia dory.+ Tsy tokony hohanina izany satria zava-masina.