FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny vahoaka, dia ny zanak’Israely. Ary hanao ny fanompoana tokony hatao ao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ny Levita.”+

  • Nomery 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hanao ny adidiny aminy sy ny adidiny amin’ny vahoaka manontolo, eo anoloan’ny tranolay fihaonana, izy ireo ka hanao ny fanompoana momba ny tranolay.

  • Deoteronomia 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny.

  • Ezekiela 48:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho an’ny mpisorona izany, eny, ho an’ireo nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka,+ dia ireo niantsoroka ny andraikiny teo amin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba naniasia tahaka an’ireo Levita, rehefa naniasia ny zanak’Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara