Levitikosy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Mosesy: “Izao no nasain’i Jehovah hataonareo, mba hisehoan’ny voninahitr’i Jehovah aminareo.”+ Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+ Nomery 16:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Koa niangona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka. Dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hitany fa nanarona azy io ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+
6 Ary hoy i Mosesy: “Izao no nasain’i Jehovah hataonareo, mba hisehoan’ny voninahitr’i Jehovah aminareo.”+
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
42 Koa niangona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka. Dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hitany fa nanarona azy io ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+