Isaia 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa rehefa hitany eo aminy ny zanany izay asan’ny tanako,+ dia hanamasina ny anarako+ izy ireo, eny, hanamasina an’Ilay Masin’i Jakoba,+ ary hatahotra sy hanaja an’ilay Andriamanitry ny Israely.+ Ezekiela 20:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Noho ilay hanitra mampitony, dia hankasitraka anareo aho,+ rehefa hamoaka anareo avy any amin’ireo firenena sy hanangona anareo avy any amin’ny tany nanaparitahana anareo.+ Koa amin’ny alalanareo no hanamasinana ahy eo imason’ireo firenena.’+ Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+
23 Fa rehefa hitany eo aminy ny zanany izay asan’ny tanako,+ dia hanamasina ny anarako+ izy ireo, eny, hanamasina an’Ilay Masin’i Jakoba,+ ary hatahotra sy hanaja an’ilay Andriamanitry ny Israely.+
41 Noho ilay hanitra mampitony, dia hankasitraka anareo aho,+ rehefa hamoaka anareo avy any amin’ireo firenena sy hanangona anareo avy any amin’ny tany nanaparitahana anareo.+ Koa amin’ny alalanareo no hanamasinana ahy eo imason’ireo firenena.’+