Matio 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nisy vehivavy nandeha ra efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona,+ nanatona avy tao aoriana ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ Marka 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nisy vehivavy nandeha ra+ efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona.+ Lioka 8:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary nisy vehivavy nandeha ra+ efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona, nefa tsy nisy nahasitrana azy mihitsy.+
20 Ary nisy vehivavy nandeha ra efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona,+ nanatona avy tao aoriana ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+
43 Ary nisy vehivavy nandeha ra+ efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona, nefa tsy nisy nahasitrana azy mihitsy.+