Levitikosy 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hanasa ny akanjony izay olona mikasika ny fandrianan-dravehivavy, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro ilay olona.+
21 Hanasa ny akanjony izay olona mikasika ny fandrianan-dravehivavy, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro ilay olona.+