FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Sasao tanteraka aho ho afaka amin’ny fahadisoako,+

      Ary diovy aho ho afaka amin’ny fahotako.+

  • Jeremia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodioviko izy ireo ho afaka amin’ny fahadisoana rehetra nanotany tamiko.+ Ary havelako daholo izay fahadisoana nanotany tamiko sy nandikany ny lalàko.+

  • Ezekiela 36:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio.+ Hodioviko ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny zava-maharikoriko rehetra notompoinareo.+

  • Efesianina 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 mba hanamasinany azy,+ ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, amin’ny alalan’ny teny.+

  • Hebreo 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 mainka fa ny ran’i+ Kristy? Nanolotra+ ny tenany tsy misy tsiny tamin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny fanahy mandrakizay mantsy izy, ary ny rany no manadio+ ny feon’ny fieritreretantsika ho afaka amin’ny asa maty+ mba hanaovantsika fanompoana masina+ ho an’ilay Andriamanitra velona.

  • Hebreo 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy efa natsahatra ve ny fanolorana sorona raha vitan’ny olona izany? Raha izany mantsy no izy, dia tsy ho nahatsiaro ny tenany ho mpanota intsony ireo manao fanompoana masina, izay nodiovina indray mandeha monja.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara