Deoteronomia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+ Koa aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana+ ny volomasonareo,* rehefa misy maty. Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava. Ezekiela 44:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hoharatany ny lohany,+ nefa koa tsy havelany ho lava ny volon-dohany fa tena tokony hohetezany.+
14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+ Koa aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana+ ny volomasonareo,* rehefa misy maty.
2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava.
20 Tsy hoharatany ny lohany,+ nefa koa tsy havelany ho lava ny volon-dohany fa tena tokony hohetezany.+