Levitikosy 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nandrarahany menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona tamin’ny farany, ka nohosorany izy hanamasinana azy.+ Lioka 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+ Asan’ny Apostoly 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+
12 Nandrarahany menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona tamin’ny farany, ka nohosorany izy hanamasinana azy.+
18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+