Eksodosy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ilay alitara dia apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ tandrifin’ny saron’ilay Vata eo ambonin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay hisehoako aminao.+ Hebreo 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+
6 Ary ilay alitara dia apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ tandrifin’ny saron’ilay Vata eo ambonin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay hisehoako aminao.+
20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+