Nomery 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima,+ ary Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase,+ ka samy avy amin’ny taranak’i Josefa+ ireo; Nomery 7:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Tamin’ny andro fahavalo, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Manase: Gamaliela+ zanak’i Pedazora. Nomery 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Gamaliela+ zanak’i Pedazora kosa no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Manase.+
10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima,+ ary Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase,+ ka samy avy amin’ny taranak’i Josefa+ ireo;
54 Tamin’ny andro fahavalo, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Manase: Gamaliela+ zanak’i Pedazora.