Nomery 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ary Ahira+ zanak’i Enana no avy amin’i Naftaly.+ Nomery 7:78 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 78 Tamin’ny andro faharoa ambin’ny folo, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Naftaly: Ahira+ zanak’i Enana. Nomery 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary i Ahira+ zanak’i Enana no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Naftaly.+
78 Tamin’ny andro faharoa ambin’ny folo, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Naftaly: Ahira+ zanak’i Enana.