Nomery 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 “Ary hitoby araka ny tobiny avy ny zanak’Israely, ka ny lehilahy tsirairay dia hitoby ao amin’ny fizarana* misy azy,+ araka ny tafiny avy. Nomery 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Rehefa mitoby ny zanak’Israely, dia hitoby ao amin’ny fizarana* misy azy avy ny tsirairay,+ araka ireo famantarana ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. Hitoby manodidina ny tranolay fihaonana izy ireo, sady hanatrika azy io. Nomery 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia tonga taminy ny fanahin’Andriamanitra,+ rehefa nanopy ny masony izy ka nahita an’ireo Israelita nitoetra araka ny fokony avy.+
52 “Ary hitoby araka ny tobiny avy ny zanak’Israely, ka ny lehilahy tsirairay dia hitoby ao amin’ny fizarana* misy azy,+ araka ny tafiny avy.
2 “Rehefa mitoby ny zanak’Israely, dia hitoby ao amin’ny fizarana* misy azy avy ny tsirairay,+ araka ireo famantarana ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. Hitoby manodidina ny tranolay fihaonana izy ireo, sady hanatrika azy io.
2 Dia tonga taminy ny fanahin’Andriamanitra,+ rehefa nanopy ny masony izy ka nahita an’ireo Israelita nitoetra araka ny fokony avy.+