3 Izao no zava-mampahory hitako, amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro: Feno faharatsiana ny fon’ny zanak’olombelona+ satria mitovy ihany ny iafaran’izy rehetra.+ Misy hadalana+ ao am-pony mandritra ny androm-piainany, ary avy eo dia lasa any amin’ny maty izy!+
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+