Nomery 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa tonga teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola+ izy ireo, dia nanapaka tahom-boaloboka nisy sampahony iray.+ Roa lahy izy ireo no nilanja izany tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra+ sy aviavy koa izy ireo. Deoteronomia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa lasa izy ireo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola,+ ka nijery taratra an’ilay tany.
23 Rehefa tonga teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola+ izy ireo, dia nanapaka tahom-boaloboka nisy sampahony iray.+ Roa lahy izy ireo no nilanja izany tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra+ sy aviavy koa izy ireo.
24 Koa lasa izy ireo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola,+ ka nijery taratra an’ilay tany.