Nomery 7:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Tamin’ny andro fahenina, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Gada: Eliasafa+ zanak’i Doela. Nomery 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary i Eliasafa+ zanak’i Doela no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Gada.