Genesisy 43:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nony nanopy ny masony i Josefa ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay zanaky ny reniny,+ dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Ary hoy koa izy: “Ho tsara fanahy aminao anie Andriamanitra,+ anaka!”
29 Nony nanopy ny masony i Josefa ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay zanaky ny reniny,+ dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Ary hoy koa izy: “Ho tsara fanahy aminao anie Andriamanitra,+ anaka!”