Nomery 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eninjato sy efatra arivo sy fito alina ireo lehilahy ao amin’ny tafik’i Nasona, izany hoe ireo voasoratra anarana.+ Nomery 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ireo no fianakavian’i Joda,+ araka izay voasoratra anarana, dia dimanjato sy enina arivo sy fito alina.+
4 Eninjato sy efatra arivo sy fito alina ireo lehilahy ao amin’ny tafik’i Nasona, izany hoe ireo voasoratra anarana.+
22 Ireo no fianakavian’i Joda,+ araka izay voasoratra anarana, dia dimanjato sy enina arivo sy fito alina.+