FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra karama aho, satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Koa nataony hoe Isakara+ ny anarany.

  • Genesisy 46:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny zanakalahin’i Isakara+ dia i Tola+ sy Pova+ sy Joba ary Simrona.+

  • Nomery 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny fokon’i Isakara+ no hitoby eo anilany, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara.

  • Nomery 26:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary ireto avy ny taranak’i Isakara,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Tola+ ny fianakavian’ny Tolita, avy tamin’i Pova ny fianakavian’ny Povita,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara