Nomery 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo anilany, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase. Nomery 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny fianakavian’ny Makirita. I Makira kosa niteraka an’i Gileada.+ Ary avy tamin’i Gileada ny fianakavian’ny Gileadita.
20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo anilany, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase.
29 Izao no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny fianakavian’ny Makirita. I Makira kosa niteraka an’i Gileada.+ Ary avy tamin’i Gileada ny fianakavian’ny Gileadita.