Eksodosy 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa tsy niala teo alohan’ny vahoaka ny andry rahona nandritra ny andro, ary ny andry afo nandritra ny alina.+ Deoteronomia 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 izay nandeha teo alohanareo teny an-dalana, mba hitady toerana hitobianareo,+ ka afo no nitarihany anareo rehefa alina mba hahitanareo izay lalana tokony haleha, ary rahona kosa rehefa antoandro.+ Nehemia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+
22 Koa tsy niala teo alohan’ny vahoaka ny andry rahona nandritra ny andro, ary ny andry afo nandritra ny alina.+
33 izay nandeha teo alohanareo teny an-dalana, mba hitady toerana hitobianareo,+ ka afo no nitarihany anareo rehefa alina mba hahitanareo izay lalana tokony haleha, ary rahona kosa rehefa antoandro.+
19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+