Genesisy 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Rahely: “Nifampitolona mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy koa!” Dia nataony hoe Naftaly+ ny anarany. Genesisy 46:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ny zanakalahin’i Naftaly+ dia i Jazila sy Gony+ sy Jezera ary Silema.+ Nomery 26:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ary ireto avy ny taranak’i Naftaly,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Jazila+ ny fianakavian’ny Jazilita, avy tamin’i Gony+ ny fianakavian’ny Gonita,
8 Dia hoy i Rahely: “Nifampitolona mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy koa!” Dia nataony hoe Naftaly+ ny anarany.
48 Ary ireto avy ny taranak’i Naftaly,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Jazila+ ny fianakavian’ny Jazilita, avy tamin’i Gony+ ny fianakavian’ny Gonita,