Genesisy 29:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hiraiki-po kokoa amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Koa natao hoe Levy+ ny anarany. Genesisy 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+ Nomery 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Alaiko ny Levita eo amin’ny zanak’Israely, ho solon’ny lahimatoa rehetra+ izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely. Dia ho ahy ny Levita, 1 Tantara 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+
34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hiraiki-po kokoa amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Koa natao hoe Levy+ ny anarany.
12 “Alaiko ny Levita eo amin’ny zanak’Israely, ho solon’ny lahimatoa rehetra+ izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely. Dia ho ahy ny Levita,