Nomery 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny Levita kosa anefa tsy mba nosoratana anarana+ niaraka tamin’ny zanak’Israely, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Nomery 26:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Tsy nisy tamin’ireo anefa anisan’izay voasoratra anarana, rehefa nanoratra ny anaran’ny zanak’Israely tany an-tany efitr’i Sinay i Mosesy sy Arona mpisorona.+
33 Ny Levita kosa anefa tsy mba nosoratana anarana+ niaraka tamin’ny zanak’Israely, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
64 Tsy nisy tamin’ireo anefa anisan’izay voasoratra anarana, rehefa nanoratra ny anaran’ny zanak’Israely tany an-tany efitr’i Sinay i Mosesy sy Arona mpisorona.+