Deoteronomia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa lasa izy ireo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola,+ ka nijery taratra an’ilay tany.
24 Koa lasa izy ireo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola,+ ka nijery taratra an’ilay tany.