Nomery 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+ Nomery 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+ Nomery 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’ Deoteronomia 1:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy. Josoa 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanatona an’i Josoa tao Gilgala+ ny taranak’i Joda, ka hoy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita+ taminy: “Fantatrao tsara izay nolazain’i Jehovah+ tamin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ momba ahy sy ianao tany Kadesi-barnea.+
30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+
65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+
12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’
36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy.
6 Dia nanatona an’i Josoa tao Gilgala+ ny taranak’i Joda, ka hoy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita+ taminy: “Fantatrao tsara izay nolazain’i Jehovah+ tamin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ momba ahy sy ianao tany Kadesi-barnea.+