Salamo 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary haringanao ny mpandainga.+Halan’i Jehovah ny mpandatsa-dra+ sy ny mpamitaka.+ Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+ Asan’ny Apostoly 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa ataoko vavolombeloko ianareo anio fa afaka amin’ny ran’ny+ olona rehetra aho,
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+