Deoteronomia 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa aza matahotra azy, fa i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo.’+ Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+ Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+ Salamo 46:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela. Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+
7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+
7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela.
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+