Nomery 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mipaka hatrany Ara+ ilay lohasaha falehan-driaka, sady manamorona ny sisin-tanin’i Moaba.” Deoteronomia 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Izao ianao dia handalo ny faritr’i Moaba, izany hoe Ara,+ Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.