6 Ary naniraka olona ho any amin’i Josoa tany an-toby tao Gilgala+ ny Gibeonita, nanao hoe: “Aza mahafoy anay mpanomponao.+ Miakara haingana atỳ aminay ka vonjeo izahay ary ampio, fa mivondrona hiady aminay avokoa ny mpanjakan’ny Amorita monina eny amin’ny faritra be tendrombohitra.”