Eksodosy 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro. Ezekiela 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+ Ezekiela 33:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka mamerina ny antoka nalainy+ sy manonitra ny zavatra nangalariny,+ ary manaraka ny lalàna mahavelona fa tsy mba manao ny tsy rariny,+ dia ho velona tokoa izy,+ fa tsy ho faty.
26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro.
7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+
15 ka mamerina ny antoka nalainy+ sy manonitra ny zavatra nangalariny,+ ary manaraka ny lalàna mahavelona fa tsy mba manao ny tsy rariny,+ dia ho velona tokoa izy,+ fa tsy ho faty.