Deoteronomia 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary ho olo-marina isika+ raha mitandrina tsara izany didy rehetra izany eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika, araka izay nandidiany antsika.’+ Salamo 112:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+ Daniela 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mba ekeo re ny torohevitro, ry mpanjaka ô!+ Koa mialà amin’ny fahotanao ka manaova ny marina,+ ary ialao ny faharatsianao ka iantrao ny mahantra.+ Angamba haharitra kokoa ny fiadananao.’”+
25 Ary ho olo-marina isika+ raha mitandrina tsara izany didy rehetra izany eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika, araka izay nandidiany antsika.’+
9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+
27 Mba ekeo re ny torohevitro, ry mpanjaka ô!+ Koa mialà amin’ny fahotanao ka manaova ny marina,+ ary ialao ny faharatsianao ka iantrao ny mahantra.+ Angamba haharitra kokoa ny fiadananao.’”+