Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+ Deoteronomia 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria mitandrina foana ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao ianao, sady mandeha amin’ny lalany.
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria mitandrina foana ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao ianao, sady mandeha amin’ny lalany.