Nomery 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely. Josoa 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarta.+
23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely.
10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarta.+