Nomery 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Avelao aho handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, ary tsy hisotro rano amin’ny lavadrano. Ny lalan’ny mpanjaka no handehananay, mandra-pivoakanay ny taninao.”+ Mpitsara 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+
22 “Avelao aho handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, ary tsy hisotro rano amin’ny lavadrano. Ny lalan’ny mpanjaka no handehananay, mandra-pivoakanay ny taninao.”+
19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+