Genesisy 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tatỳ aoriana dia nifindra lasy i Abrama, ka nifindrafindra toby nankany Negeba.+ Nomery 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary ren’ilay Kananita mpanjakan’i Arada,+ izay nonina tany Negeba,+ fa tonga ny Israely rehefa avy nihazo ny lalana mankany Atarima. Dia niady tamin’ny Israely izy ka nitondra ny sasany ho babo.
21 Ary ren’ilay Kananita mpanjakan’i Arada,+ izay nonina tany Negeba,+ fa tonga ny Israely rehefa avy nihazo ny lalana mankany Atarima. Dia niady tamin’ny Israely izy ka nitondra ny sasany ho babo.