Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Salamo 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+