Nehemia 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’
9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’