Matio 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsy izay rehetra milaza amiko hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô’, no hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao+ ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra.+ Jakoba 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.
21 “Tsy izay rehetra milaza amiko hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô’, no hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao+ ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra.+
25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.