7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.
2 Fantatrareo tsara ankehitriny fa tsy ny zanakareo no itenenako, dia ny zanakareo izay tsy nahalala sady tsy nahita ny famaizan’i Jehovah+ Andriamanitrareo, sy ny fahalehibeazany,+ sy ny tanany mahery,+ ary ny sandriny nahinjitra.+