FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao mantsy izay rehetra manao ny tsy marina+ toy izany.

  • Joba 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana:+

      Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy,+

      Ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!+

  • Romanina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Raha mampiharihary ny fahamarinan’Andriamanitra+ anefa ny tsy fahamarinantsika, inona no holazaintsika? Tsy rariny ve ny ataon’Andriamanitra+ rehefa mampihatra ny fahatezerany izy?—Miteny toy ny fanaon’ny olona+ aho.—

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara