FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary lazao amin’i Farao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Zanako ny Israely, zanako lahimatoa.+

  • Deoteronomia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ niteraka anao,

      Ary tsy tsaroanao intsony Andriamanitra, Ilay narary nihetsi-jaza niteraka anao.+

  • 2 Samoela 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary firenena iza eto an-tany no tahaka ny Israely olonao,+ izay navotan’Andriamanitra ho olony?+ Nataon’Andriamanitra izany mba hampahalaza ny anarany.+ Nanao zavatra lehibe sy mampahatahotra+ ho azy ireo koa ianao, ka nandroaka an’ireo firenena sy ny andriamanitr’ireny, noho ny amin’ny olonao izay navotanao+ ho anao avy tany Ejipta.

  • Isaia 63:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa ianao no Rainay.+ Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay ary na tsy fantatr’i Israely aza, dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara