Deoteronomia 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary Andriamanitra lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona,+Fony nivory ireo lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Eny, ny foko rehetran’ny Israely.+ Isaia 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no nolazain’i Jehovah Mpanao+ anao sy Mpamolavola+ anao, izay nanampy anao hatrany am-bohoka:+ ‘Aza matahotra,+ ry Jakoba mpanompoko, ry Jesorona+ izay nofidiko.
5 Ary Andriamanitra lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona,+Fony nivory ireo lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Eny, ny foko rehetran’ny Israely.+
2 Izao no nolazain’i Jehovah Mpanao+ anao sy Mpamolavola+ anao, izay nanampy anao hatrany am-bohoka:+ ‘Aza matahotra,+ ry Jakoba mpanompoko, ry Jesorona+ izay nofidiko.