Isaia 41:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no nanao+ sy nahavita izany, ka niantso an’ireo taranaka hatrany am-piandohana?+ “Tsy iza fa izaho Jehovah, Ilay Voalohany.+ Ary tsy miova aho+ na dia hatrany amin’ny taranaka farany aza.” Isaia 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Mihainoa ahy, ry Jakoba, sy ianao, ry Israely izay nantsoiko! Tsy miova Aho.+ Izaho no voalohany,+ ary izaho no farany.+
4 Iza no nanao+ sy nahavita izany, ka niantso an’ireo taranaka hatrany am-piandohana?+ “Tsy iza fa izaho Jehovah, Ilay Voalohany.+ Ary tsy miova aho+ na dia hatrany amin’ny taranaka farany aza.”
12 “Mihainoa ahy, ry Jakoba, sy ianao, ry Israely izay nantsoiko! Tsy miova Aho.+ Izaho no voalohany,+ ary izaho no farany.+