Nomery 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Mba miangavy re, Andriamanitra ô! Mba sitrano re izy e!”+ 2 Tantara 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izany rehetra izany, dia nataon’i Jehovah voan’ny aretin-tsinay tsy mety sitrana izy.+
13 Koa nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Mba miangavy re, Andriamanitra ô! Mba sitrano re izy e!”+