Isaia 66:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+ Nahoma 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+ Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+
16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+
3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+ Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+